|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  vinany
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Fanazavàna teny malagasy  4  Vava fidiran' ny renirano amin' ny ony, na ny ony amin' ny ranomasina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  the confluence of two rivers; the estuary of a river at a lake or at the sea [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  confluent de deux rivières; embouchure ou estuaire d'un fleuve [1.8]
Kamban-teny 
Anaran-toerana 

Teny iditra (2/4)12  vinany
Sokajin-teny  13  anarana
Sampanteny 
14  Matoantenin' ny mpanao :
15  Matoantenin' ny iharana :
16  Matoantenin' ny fameno :
17  Anarana :
18  Mpamaritra :
Voambolana  19  Filôzôfia
Fanazavàna teny malagasy  20  Eritreritra na tsindrimandry amin' ny mbola ho avy, tombantombana eo ho eo: Vinany ara-keviny fotsiny ante no ilazako izany e!
21  Nofinofy sy hevi-dravina kitoatoa na anjoanjo: Ialahy ity koa dia manao vinany mihitsy!
22  Zavatra na teti-dratsy, hasomparana: Tandremo sao manao vinany aty aminay aty a!) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  23  a guess, a conjecture; a prediction [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  24  conjecture; prédiction [1.3, 1.8]
25  divination, prophétie
26  action d'estimer, de calculer peu à près [1.3]
Ohatra  27  Tsy dia fantatro tsara akory izay nolazainy, fa araka ny vinaniko dia toa izany no nataony [2.471]
Haiendriteny 
28  Tsotra :
29  Tovonana :
Kamban-teny 

Teny iditra (3/4)32  vinany (vina)
Sokajin-teny  33  anarana vina sy mpisolo
Fanazavàna teny anglisy  34  its probability [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  35  sa probabilité [3.1]

Teny iditra (4/4)36  Vinany
Singan-teny  37  vinany
Sokajin-teny  38  anaran-tsamirery (haitoetany)
Voambolana  39  Haitoetany: tanàna
Tsanganana sy sary iray takila  40  Fitanisana

Fivaditsoratra  41  vaniny, Vinany, vinany, vaniny, Vinany, vinany

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/23