|
|
|
|

Teny iditra1  famingavinga
Fototeny  2  vingavinga
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  Fomba entina mamingavinga, manivaiva, manambàny
5  Azo vingavingaina [1.1]
Ohatra  6  Ary hisy olona famingavinga hitsangana handimby io indray, izay tsy homena ny voninahitry ny fanjakana; [2.996#]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14