|
|
|
|

Teny iditra 1  vingavinga
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  12 Fanaovana olona ho tsy mitovy saranga amin' ny tena ka entina tsy misy fanajana; fanivaivana, fanambaniana, farazimbana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13 manque de respect, mépris [1.3]

Fivaditsoratra  14 vangivangy, vingavinga

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20