Teny iditra | famiràna (fira) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fikapana, fijinjana; faminganana [1.1] | |
Teny iditra | famirana (fitra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Famafana, famaohana, fanesorana ny diky amin' ny vorodamba, taratasy... [1.1] | |
Fivaditsoratra | famarina, famiràna, mafirana, mifarana, mirafana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |