Teny iditra (1/2) | 1 fira |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Voambolana |
8 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny malagasy |
9 kapa hazo [Taisaka]
[1.78] 10 kapa, fikapana hazo [Bara] [1.78] 11 Fikapana zavamaniry mbola eny am-potony, fijinjana 12 Filazana zavatra amin' ny teny fohy. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
13 a blow from a sword, knife, or axe. See kapa. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
14 action de couper avec la hache [Taisaka]
[1.82] 15 Action de couper, de moissonner une plante cultivée. Équivalent de jinja (merina). Expressions locales : fira fare : couper la canne à sucre ; fira reketsa : moissonner le riz. [Betsileo] [1.196] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 17 fira |
Sokajin-teny | 18 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
19 coupon. [Tankarana]
[1.19] |
Fivaditsoratra | 20 fari-, fira |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/19 |