|
|
|
|

Teny iditra1  famiratra
Fototeny  2  firatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.13] fomba fanjelatry ny zavatra iray
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] éclat
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  7  famaritra, famiratra, firamatra, ifatraram, mifaratra, mifatrara

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11