Teny iditra firatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza hazavana na fanjelanjelarana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Shining. See peratra. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay L'éclat, le brillant [1.3]
Sampanteny 
 

Teny iditra fitra (ratra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny volana miratra [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20