|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  famoa
Fototeny  2  voa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] état de l'arbre qui porte des fruits

Teny iditra (2/2)5  famoa
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Zavamaniry mitovitovy amin' ny vero, izay misy voniny mibohabohaka toy ny landihazo ary bebe ravina. (Noheverin' ny Ntaolo ho tandindon' ny fanambinana ny famoa ka tamin' ny fomban-drazana nirariana soa, toy ny ala volon-jaza, dia anisan-javatra novorina ny famoa)
Fanazavàna teny anglisy  8  [1.2] [Betsileo] A tall grass used in various ceremonies. Panicum jumentorum, Pers. Same as tsiparefare
Fanazavàna teny frantsay  9  [1.196] (de voa : grain, dans le sens de grains des céréales). Bien que très petits, les grains de ces espèces ont certainement été récoltés, en certaines périodes de disette, pour la consommation humaine. Panicum maximum Jacq. et Panicum subalbidum Kunth (Poaceae) pouvant atteindre 2m et plus. Bonnes fourragères, appréciées des animaux quand elles sont à l'état de pousses encore jeunes. Chaumes employés dans diverses cérémonies rituelles. [Merina]
10  [Betsileo]
Voambolana  11  Haizavamaniry: ahitra
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  13  afoma, aofam, famoa, maofa

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02