|
|
|
|

Teny iditra (1/6)1 voa-
Sokajin-teny  2 endritenin' ny hoe voatra

Teny iditra (2/6)3 voa~
Sokajin-teny  4 tovona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5Tovona fanaovana matoantenin'ny iharana milaza vokatra efa azo: Voavory, voateny. (Marihina fa tahaka ny amin' ireo tovona rehetra vaninteny roa, toy ny tafa, maha, dia latsaka ny a amin' ny voa eo alohan' ny fototeny manomboka amin' ny a: Voarina (fa tsy voaarina) -- (ampitahao amin' ny tafarina, maharina). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6Prefix used to form passives verbs of completed action, as: voavela (vela): forgiven. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7Le préfixe voa- indique une action complètement subie, venue de l'extérieur: voavory tamin'ny valo ny mpianatra (les élèves ont été rassemblés à huit heures)(cela suppose que quelqu'un les a rassemblés).
8le passif à préfixe voa- s'obtient en préfixant à quelques racines primaires le mot voa-, dont l'a ne s'élide que devant un autre a: voa-avotra = voavotra, voa-endy = voaendy, voa-ilika = voailika, voa-ova = voaova, voa-tapaka = voatapaka. [1.12]
9Préfixe de verbes passifs qui indiquent une action accomplie; ex.: voavela (vela), à qui on a pardonné. [1.8]
10Le préfixe /voa/ semble avoir la même origine que le radical verbal voa. Il est affixé à des radicaux nominaux et parfois des radicaux verbaux. Lorsque le radical commence par /a/, il n'y a pas contraction avec le /a/ du préfixe, du moins dans l'usage écrit, car, pratiquement, dans l'usage parlé, lorsque d'une façon générale le radical commence par une voyelle, on obtient auditivement l'impression d'une élision du /a/ final du préfixe. [1.489#I.81]
11Le préfixe est articulé /va/ dans certains parlers (observé en Tsimihety, en Antaisaka) ou /vo/ (observé en Antaisaka). [1.489#II.23]
12Préfixe verbal qui marque le participe passé passif ; c'est-à-dire une action qu'on a reçue, qu'on a subie. Exemple : voakapoka (de kapoka : coups) qui a été frappé, qui a reçu des coups ; voavoaka (de voaka : sortie) : qu'on a chassé, qu'on a fait sortir.. [1.196]
Haiendriteny 
13 Ny ankehitriny :
14 Ny lasa :
15 Ny hoavy :

Teny iditra (3/6)16 voa
Sokajin-teny  17 matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  18Tratra: Voan' ny vato ilay fody ka dangy.
19Azo: Voan' ny sery aho izany.
20Simba, voaloto...: Voan' ny fotaka ny akanjoko.
21Iharam-pahavoazana, iharan-doza: Voa mafy aho fa maty ny raiko.
22Maty antoka, maty loka...: Diso fotoana aho ka voa terỳ ~ Voa tamin' ny varotra nataoko aho.
23Resy: Voan-dRakoto izy tamin' ny fifaninanana.
24Hay: Tsy voako ilay marika natao tamin' ny fanadinana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  25struck, hit; wounded. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  26atteint. [1.8, 1.489#I.81, 1.196]
27frappé. [1.8, 1.489#I.81]
28touché. [1.489#I.81, 1.196]
29blessé. [1.8, 1.196]
30pris. [1.489#I.81, 1.196]
31capturé.
32au sens figuré : déshonoré, taché, etc.. [1.196]
Haiendriteny 
33 Ny ankehitriny :
34 Ny lasa :
35 Ny hoavy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpanahaka  40 lambambary, 41 lanyringana, 42 lanyripaka, 43 lanytamingana, 44 mibabaka, 45 miboiboy, 46 midradraka, 47 mikidradraka, 48 rarakaompana, 49 tratra, 50 tsynisyniangana, 51 voadaholo
Kamban-teny rehetra  52Fikambanana 10 amin' io teny io
Ohabolana  53 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (4/6)54 voa
Sokajin-teny  55 anarana
Fanazavàna teny malagasy  56Organa kely boribory ao anatin' ny voankazo, izay mety mitsimoka raha ambolena, ka tonga zavamaniry hafa indray mitovy karazana amin' ilay niaviany: Nividy voan-daisoa izy hamboleny.
57Enti-milaza ny voankazo raha kelikely madinika: Voam-boaloboka.
58Enti-milaza koa rehefa mety ho zavatra boribory kely: Voan-tsapile. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  59fruit; seed grain. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  60fruit; graine. [1.8]
61Dans toute l'île : fruit ou graine. Quand le fruit et la graine sont confondus, comme dans le caryopse du riz, le mot s'applique à leur ensemble. Si les graines peuvent être distinguées, comme les petits pois, voa s'applique au fruit et on appelle la graine voakely ou voananatiny, « fruit de l'intérieur ». Cette racine donne de nombreux dérivés. De très nombreux noms de plantes commencent par voa. Par exemple : voabana, « fruit de bana », aubergine, désigne tantôt le fruit ou aubergine, tantôt la plante qui le produit.. [1.196]
Haiendriteny 
62 Tsotra :
63 Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Voambolana  70 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Kamban-teny rehetra  71Fikambanana 84 amin' io teny io
Ohabolana  72 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  73Randzavola: voa ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (5/6)74 voa
Sokajin-teny  75 anarana
Fanazavàna teny malagasy  76Organa roa mitovy, menamena, eo an-dany roan' ny hazondamosina, izay iforonan' ny fivalanandrano avy amin' ny fandiovany ny ra amin' ny loto rehetra nentin' ny ra ombieny ombieny amin' ny lalana nalehany.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  77kidneys. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  78rein, rognons. [1.8]
Voambolana  79 Haiaina
Kamban-teny rehetra  80Fikambanana 5 amin' io teny io

Teny iditra (6/6)81 voa
Sokajin-teny  82 anarana
Fanazavàna teny malagasy  83tevika (aretina). [Tanosy] [1.78]
Voambolana  84 Fahasalamana

Fivaditsoratra  85 avo, 86 ova, 87 vao, 88 voa~

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02