Teny iditra famoizam-po
Singan-teny famoizana ; fo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny anglisy Despair [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Désespoir [1.8]
Ohatra Ny fanantenan-dRandrianaivo, izay vao nivelatra sy namirapiratra vao tsy ampy herinandro, dia nosaronan'ny famoizampo tamin'io takariva io [2.324]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/08