Teny iditra |
famokarana
(fokatra)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fihadiana: Amin' ny mitsidika andro ny famokarana ny razana Famohazana, famelomana indray: Tsy ilaina ny famokarana ny lasa [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Exhumation of the dead [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Exhumation d'un cadavre [1.8]
|
|
Teny iditra |
famokarana
(vokatra)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fanomezana, fampitomboana vokatra, famoazana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Industrial or agricultural production [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Production agricole ou industrielle [1.8]
|
| Production [1.13]
|
Ohatra |
1 | Ahoana ny fomba fitsinjarana ny tany famokarana?
[2.424]
|
2 | Ny fomba famokarana kapitalista mantsy, dia mitaky fomba fiasa henjana sy fomba fisaina hentitra.
[2.606]
|
|
Kamban-teny |
|
|