Teny iditra | famorehana (vorika) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Famosaviana amin' ny ody; fanomezana sakafo misy ody mahafaty na mankarary [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L’action d’ensorceler, de faire des maléfices, le moyen, la cause [1.3] | |
Ohatra | ody ratsy famorehana olona kosa tsy mahalala izany aho, na dia ohatra ny loha-paingotra aza.
[2.643] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06 |