|
|
|
|

Teny iditra 1  vorika
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  19 Mosavy mahafaty [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  20 [Sakalava] Sortilège réputé mortel [1.196]
Ohatra  21  Ohatra ny hanina nasiana vorika no fahitako ilay vary teo an-doviako. [2.4#98]
22  Ilay mpamosavy kosa dia mba nihevitra izay tokony hahazoany ireo babo ho azy samy irery, ka dia nasiany vorika ny varin' ilay jiolahy. [2.69#171]
Voambolana  23  Finoana
Fikambanana  24  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe vorika

Fivaditsoratra  25 kovary, 26 variko, 27 viroka, vorika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20