|
|
|
|

Teny iditra1  famotaka
Fototeny  2  fotaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fifangaroana, fifanjevoana tsy ahitana ny ahy sy ny azy [1.1]

Fivaditsoratra  5  famotaka, mafotaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31