|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  fotaka
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  13 Tany len-drano ka manjary marihitra maditidity ary malama
14 Dilatra: tsara homarihina anefa fa ny dilatra dia irony fotaka maintimainty mandry tsikelikely any amin' ny fanambanin' ny rano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15 mud, slime, bog [1.2]
16 mud [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  17 la boue [1.8]
Ohatra  18  Izay feno fotaka sy lavenona tamin'ny tampon-tanety nombany no sisa hitany tao. [2.324]
19  mihady dia manilika ny fotaka voahady. [2.472#171]
Mpanahaka  20  fotadrevo, 21  fotamalemy
Fikambanana  22  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 17 misy ny teny hoe fotaka
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 24  fotaka
Sokajin-teny  25  anarana
Haiendriteny 
26  Tsotra :
27  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  28 [fôtaka] [Bezanozano] varatra: Latsaham-pôtaka [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  29 a thunderbolt. [1.2]
30 lightning [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  31 la foudre [1.8]
Voambolana  32  Haitoetrandro

Fivaditsoratra  fotaka, 33 takofa

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21