|
|
|
|

Teny iditra 1  fampahoriana
Fototeny  2 ory
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Ohatra  6  Kely aina loatra, ka tsy misy tsirony intsony ny fampahoriana atao aminy! [2.472#242]
7  Fa ny fampahoriana, mahavery saina ny hendry; [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19