|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 ory
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3malahelo, mijaly, miferinaina: manafaka alahelo ny olona ory.
4mahantra, fadiranovana: ampio ny olona ory.
5ampijalina, ampahorina.
6hontsa, malahelo: ory ny foko nahita azy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7(opt. imp. Ori'a.) distressed, miserable, full of trouble, wretched.. [1.2]
8miserable, wretched, poor. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9pauvre. [1.3, 1.8]
10affligé, malheureux. [1.3]
11taquiné. [1.3]
12misérable. [1.8]
Ohatra  13 fa naninona re no tsy maty aho, fa no mbola velona ho ory toy itony ihany! [2.324]
14 hony Rangodongodona
manao ahoana izany toetry ny ory?
[2.131]
15 Misehoa, misehoa, fa ory ny ray aman-drenintsika! [2.69]
Haiendriteny 
16 Tsotra :
17 Filaza mandidy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  37 faraidiny, 38 mikaforoforo, 39 mikokokoko, 40 poripory
Kamban-teny rehetra  41Fikambanana 8 amin' io teny io
Ohabolana  42 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)43 ory
Fototeny  44otra
Sokajin-teny  45 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana orina [Fitanisana]

Teny iditra (3/3)46 Ory
Sokajin-teny  47 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  48Uri. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  49Uri. [2.996]
Voambolana  50 Soratra Masina

Fivaditsoratra  51 Orì, 52 ory, Ory, 53 rio, 54 roy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/06