| Teny iditra | 1 fampanantenana |
| Fototeny | 2 antena |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Ohatra |
6 Saotsaotra sy fampanantenana tsy misy ohatra izany no nifanaovan' izy mianaka.
[2.470#167]
7 Mifanohitra amin' izany anefa, dia tsy voahaja hatrany izany fampanantenana izany. [4.27] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|