Teny iditra fampielezana (ely)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy The scattering or disseminating of something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Action de disséminer [1.8]
Ohatra 
1Ny manampahefana dia manombana fa ny fampielezana ny tenin' ny filoham-pirenena teo aloha Didier Ratsiraka dia mety hanohintohina ny hevi-bahoaka. [4.27]
2Nanampy azy ireo tamin'ny fampielezana ny "Vaovao Mahafaly" koa ireo mpifindra monina Tesaka sy Betsileo ary Merina namonjy ny fambolena kabaro, izay nampirisihin'ny mpanjanaka tokoa tamin'ny fiandohan'ny taon-jato faha-XX. [2.606]
Kamban-teny 
Zanakanarana Ny Baiboly sy ny fampielezana azy amin' izao tontolo izao (Ramiandry J)

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/08