Teny iditra fampihenana (hena)
Sokajin-teny anarana
Ohatra 
1Ny mampisongadina ny fampihenana ny faharefoan' ny ara-faobe. [1.384]
2izany hoe tsy mitarika fampihenana ny fahantrana ilay fitrandrahana. [4.27]
3Ny " fampandrosoana " betsaka sy haingana loatra toy ny fampihenana tampoka ny fanompoana izay nahatonga tsy firindrà [2.366]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2022/03/20