Teny iditra (1/6) | 1 hena- |
Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe henatra |
Teny iditra (2/6) | 3 hena |
Sokajin-teny | 4 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
5 [1.1] Nofom-biby efa maty: Mora ny henan-kisoa androany Fery Teny misy ifandraisany: atidohankena, atinkena, fanangana, hofaka, ilikena, jabora, sabora, lela, lemy, leminy, lohomby, losony, mananety, masontanteliny, matomperiny, matomperinkisoa, mosavinkena, roroha, soroka, taovany, tratra, trafo, traingo, tehezana, tsinainkena, vaindroroha, vavony, voankena, vodihena, vorivorinkena |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.7] meat, esp. beef |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] viande, viande de boeuf |
Ohatra |
8 [2.470] Ny mofo sy ny hena ary ny entana madinika tonga ao an-trano no anehoany izany. |
Voambolana |
9 Toe-karena: hanina |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny hena io |
Teny iditra (3/6) | 21 hena |
Sokajin-teny | 22 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
23 [1.1] Fihakelezana, fihavitsiana isa raha ampitahaina amin' ny teo aloha |
Fanazavàna teny frantsay |
24 [1.3] diminution, amoindrissement |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Teny iditra (4/6) | 33 heña |
Sokajin-teny | 34 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
35 [1.78] [Tambahoaka]
tantely mifindra |
Teny iditra (5/6) | 36 heña |
Sokajin-teny | 37 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
38 [1.78] [Taisaka]
hankaiza |
Teny iditra (6/6) | 39 hena |
Sokajin-teny | 40 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
41 [1.196] (dans son sens général, la racine hena marque l'abaissement, la perte de puissance). Flueggea obovata (Willd.) Wall. (Phyllanthaceae). Arbuste commun. L'infusion des feuilles rendrait, paraît-il, les hommes impuissants. [Bara]
|
Voambolana |
42 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 44 ahen, haen, hane, hena, hena-, heña, nahe, nhea |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/13 |
![]() |