|
|
|
|

Teny iditra 1  fampijaliana
Fototeny  2 jaly
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fanazavàna teny anglisy  6 oppression [1.470]
Fanazavàna teny frantsay  7 oppression [1.470]
8 action de faire souffrir, de faire attendre [1.5]
Ohatra  9  Teo ireo zavatra rehetra natao teo an-toerana, ny fisamborana, ny fampijaliana, ny famonoana. [2.472#244]
10  Nanomboka indray ny famonoana tsy ahoan-tsy ahoana sy ny fampijaliana ny babo noho ny antony maivana. [2.5#23]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19