Teny iditra fampiodinana (odina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay L'action de faire révolter [1.3]
Ohatra Fa izany mpaminany na mpanonofy izany dia hatao maty satria efa nanao teny fampiodinana amin' i Jehovah Andriamanitrareo Izay nitondra anareo nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta ka nanavotra anao tamin' ny trano nahandevozana), mba hitaona anao hiala amin' ny lalana izay nasain' i Jehovah Andriamanitrao halehanao. [2.996]
Tovy hevitra fanodinana

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/25