|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fanodinana
Fototeny  2  hodina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fampanaovana zavatra hihodina: Tsy toy izao velively no fanodinana io milina io
Fampiovana, fanasitiliana: Ny fanodinana ny ranom-boaloboka ho divay
5  [1.13] asa atao amin'ny akora iray mba hahazoana akora na zavatra hafa azo ampiasaina avy hatrany
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.13] transformation, traitement
Ohatra  7  Ny fanodinana izany fandehan-javatra izany, ka ny Malagasy kosa no hahazo tombontsoa amin'ny vokatry ny taniny sy izay nisasarany no atao hoe Fanagasiana ny toe-karena. [2.503]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)11  fanodinana
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.13] manivelle
Voambolana  14  Haitao

Teny iditra (3/3)15  fanodinana
Fototeny  16  odina
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny frantsay  18  [1.3#457] l'action de faire révolter
Voambolana  19  Haitao
Tovy hevitra  20  fampiodinana

Fivaditsoratra  21  fanodinana, fiondanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21