Teny iditra fampiroboroboana (roborobo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Actionde se développer, de remdre prosp [...] [tohiny 1.5]
Ohatra mihaino ny zava-manahiran-tsaina ny mponina ary mamporisika ny fampiroboroboana ny orinasa tsy miankina amin’ny Fanjakana eo anivon’ny Fokontany; [4.27]
Haiendriteny 
Tsotra : fampiroboroboana, fampiroboroboako, fampiroboroboanao, fampiroboroboany, fampiroboroboantsika, fampiroboroboanay, fampiroboroboanareo, fampiroboroboan', fampiroboroboan-, fampiroboroboam-, fampiroboroboa-
Tovonana : -pampiroboroboana, -pampiroboroboako, -pampiroboroboanao, -pampiroboroboany, -pampiroboroboantsika, -pampiroboroboanay, -pampiroboroboanareo, -pampiroboroboan', -pampiroboroboan-, -pampiroboroboam-, -pampiroboroboa-

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31