| Teny iditra | 1 fampitandremana |
| Fototeny | 2 tandrina |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Ohatra |
6 Fampitandremana no mamarana ireny taratasy ireny.
[2.117#89]
7 Anganom-baviantitra anefa no fandraisan' ny tanora io fampitandremana io [2.471#24] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|