|
|
|
|

Teny iditra1  fampitomboana
Fototeny  2  tombo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13.fr#49] multiplication
Ohatra  5  Tsara ny fampitomboana isa ny tobim-pitsaboana fototra. [4.27#]
6  Fanamby maro no voafaritra ao anatin' ireo, toy ny fampitomboana ny tahan' ny fisitrahana ireo raharaha ara-tsosialy, ny ady amin' ny tsy fahampiana sy ny tsy fanjarian-tsakafo. [1.384#]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11