| Teny iditra | 1 tombo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
20 [Antesaka] fahalehibeazana
[1.78] 21 Ny mihoatra na ny ambin' ny zavatra iray amin' ny hafa: Roa santimetatra no tombon' ny fanondroadala amin' ny fanondro [1.1] 22 vokatra analana ny lany [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
23 an increase, a profit, a surplus
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
24 augmentation, croissance; bénéfice; surplus
[1.8] 25 avantage, gain 26 profit, bénéfice [1.13] |
| Fikambanana | 27 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 16 misy ny teny hoe tombo |
| Ohabolana | 28 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13 |
|