|
|
|
|

Teny iditra1  fampitsarana
Fototeny  2  tsara
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Vola nomena fahizay ireo olona nampisotro tangena ho mari-pankasitrahana, raha tahiny ka velona soa aman-tsara ilay nampisotroina
Vola omena mba hahazoana mampiditra ady na raharaha hotsarain' ny fitsarana hanaovana fampinomana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] [Rel. s. from mampitsara (tsara).] Money paid to the judges and others present, on the administration of the tangena ordeal, as a token of consent to its decision.

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11