Teny iditra (1/5) | 1 tsara |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mahafinaritra jerena: Tsara izany raha trano Manana toetra maha-izy azy: Fanjaitra tsara Manana toetra takin' ny raharahany, mahafatra-po: Mpampianatra tsara; renim-pianakaviana tsara Manana ny toetra ilaina ara-pitondran-tena; tsy misy hokianina: Olona tsara Rakoto Vita tomombana ka mahatonga higàga; kanto: Tsara izay lahateny nataon-dRakoto izay! Soa, mahasoa: Tsara ny hevitra nomeny ahy Mahomby, mahasoa, misy vokany: Fanafody tsara; famaizana tsara Mety: Tsara ny mangina raha misy miteny |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] good; well |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#753, 1.8] bon 6 [1.3#753] qui a de bonnes qualités, beau 7 [1.8] bien |
Ohatra |
8 [2.293] Dia nivady nifanara-draharaha tsara Andrianarisaina sy Rafotsiarifanahy, fa nitovy saina. |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Tohi-kevitra | 16 ratsy |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran-toerana |
|
Lohateny |
Ohabolana | 34 Ohabolana misy io teny tsara io |
Teny iditra (2/5) | 35 tsarà |
Sokajin-teny | 36 filaza mandidin' ny mpamaritra [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
37 [1.3] soyez bon |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/5) | 40 tsara |
Sokajin-teny | 41 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
42 [1.1] Fanaovana izay hahafantarana ny marina, ny rariny; famakafakana sy fandanjalanjana atao mba hanavahana ny marina sy ny diso, ny tsara sy ny ratsy; fanapahana, fanelanelanana amin' ny olona miady. |
Fanazavàna teny frantsay |
43 [1.3#753] jugement |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (4/5) | 47 tsara |
Sokajin-teny | 48 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
49 [1.78] [Bara]
teny, resaka |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 51 fototsara, marotsara |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (5/5) | 53 tsara |
Sokajin-teny | 54 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
55 [1.196] (sens général : bon, beau). Arbre à bois gris, peu durable, se détériorant à l'humidité. On en fait cependant des planches. Non identifié. [Bezanozano]
|
Voambolana |
56 Haizavamaniry |
Fivaditsoratra | 57 satra, tarsa, tsara, tsarà |
Nohavaozina tamin' ny 2025/06/21 |
![]() |