Teny iditra | 1 fampivondronana |
Fototeny | 2 vondrona |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [2.508#] |
Ohatra |
5 Nifamatotra tamin' ny velirano ny Mpanjaka sy ny Mpanolotsainy ary ny vahoaka, ka ny Mpanjaka tsy hivadika amin' ny adidy fampivondronana sy fampihavanana; [2.508#] 6 Efa noresahintsika ny atao amin' izao fotoana izao dia ny fampifangaroana, ny fanaparitahana sy ny fampivondronana ny fianakaviana any amin' ny site natokantokana. [1.369#] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |