|
|
|
|

Teny iditra1  fanabokana
Fototeny  2  boka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fanaratsiana, fanambaniana, fanamavoana: Loza ny fanabokan' ny mpialonany zava-tsoa eny aminao

Fivaditsoratra  5  fanabokana, fanabonaka, fanakobàna, fanakobana, nanabofaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08