|
|
|
|

Teny iditra (1/7) 1  boka
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  14 aretina mandrakotra fery mirofotra ny tena manontolo, manombaka amin'ny tanana sy ny tongotra. (Amin'io hevitra io anefa, dia ny teny habokana no mazàna ampiaisaina, fa ny hoe boka dia enti-milaza ny olona mararin'io aretina io, izay atao hoe marary hoditra): Maro ankehitriny ny trano itsaboana ny boka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15 a leper
16 scabby, as applied to sheep and the bark of trees, etc. [1.2, 1.7]
17 leprosy [Arab bahak ?] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  18 lépreux [1.3, 1.5, 1.8, 1.6]
19 [Tanala] lèpre [1.6]
Ohatra  20  Nivikiviky ery ny famindrany fa hay tsy boka akory, fa nody boka fotsiny! [2.499#109]
21  Raha boka mbola tsy mondry fa mbola matevitevina ny tarehy ny, asiana famalanam-boka [2.48#116]
Voambolana  22  Fahasalamana
Fikambanana  23  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 11 misy ny teny hoe boka
Ohabolana  24  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  25 Randzavola: boka ao amin' ny Baiboly (=> aretina)

Teny iditra (2/7) 26  boka
Sokajin-teny  27  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Fanazavàna teny anglisy  30 [Provincial] exhausted, spent, spoiled, worn out, tasteless, insipid, unsavoury; proved to be false; to have lost one's title, position, or honour [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  31 Qu’on déprécie, qu’on avilit, qu’on vilipende [1.3#85]
Fikambanana  32  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe boka

Teny iditra (3/7) 33  boka
Sokajin-teny  34  anarana
Fanazavàna teny malagasy  35 [Sakalava] ny atin'ny voan'ny lombiry fanao amin'ny zanatsirika [1.1]

Teny iditra (4/7) 36  boka
Sokajin-teny  37  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  38 [Bara] matsatso, kivy [1.78]
39 [Tanosy] Matsatso [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  40 [Tankarana] saumâtre (eau) ; douce (eau). [1.19]
41 [Sakalava] Ce mot a aussi le sens de fade, sans goût. Revoir à la lumière de ces deux significations, les mots boka à bokavavy dans la première partie. [1.196]
Fikambanana  42  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe boka

Teny iditra (5/7) 43  boka
Sokajin-teny  44  anarana
Fanazavàna teny malagasy  45 [Sakalava] tandroka tsentsenana volovolon-javatra na vovo-kazo atao fandrehetana paik'afo [1.1]
46 vohavoha azo avy amin'ny vatan'akondro [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  47 bokaka [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  48 amadou tiré du bananier [1.13]
Voambolana  49  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Tovy hevitra  50 bokaka

Teny iditra (6/7) 51  boka
Sokajin-teny  52  anarana
Fanazavàna teny frantsay  53 (de l'adjectif boka : rugueux, pourvu d'aspérités, quand il s'agit des plantes ; le même mot veut dire lépreux quand il s'agit de l'homme). Nom donné à diverses plantes ayant des tiges ou des fruits verruqueux ; ainsi qu'à d'autres plantes dont les fruits adhèrent facilement aux vêtements par leurs aspérités. Ce sont surtout : 1. (sak.) Marsdenia verrucosa Decne. (Apocynaceae) souvent distingué sous le nom de bokabe ci-dessous.
54 [Mahafaly] Calopyxis eriantha Tul. (Combretaceae).
55 [Tanosy] Heteropogon contortus (L.) P. Beauv. ex Roem. & Schult. (Poaceae). [1.196]
56 [Taifasy] (Nom des plantes dont les fruits sont cloisonnés, les graines séparées par des cloisons ; notion d'isolement). D'après J. M. Estrade, le Tromba (1977) p. 157, on porte de tels fruits sur soi lorsqu'on veut éviter d'être recruté comme soldat. [1.196]
Voambolana  57  Haizavamaniry
Fikambanana  58  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe boka
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (7/7) 62  boka
Sokajin-teny  63  anarana
Fanazavàna teny malagasy  64 [Masikoro] ahitra [2.606#151]
Voambolana  65  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  66 bako, boka, 67 kabo, 68 koba

Nohavaozina tamin' ny 2026/07/17