|
|
|
|

Teny iditra1  fanabosiana (abosy)
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Famitahana olona amin' ny teny mamy na tambitamby [1.1]
Mpanahaka  4  Fanaboniana, fandrisihana, fanolikolena, fanangolena, fandroboana, fanabontsinana, famangopangohana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20