|
|
|
|

Teny iditra 1  abosy
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  14 fandrisihana na fandroboana olona hanao zavatra tian' ny tena hataony
15 famokisana hanao zavatra na tsara na ratsy, fa indrindra ny zavatra ratsy
16 fitaka atao olona an-kafetsena [1.1]
Tsipelina hafa  17 abony, ambosy
Mpanahaka  18  angoly, 19  antohim-bato, 20  bontsina, 21  doka, 22  fahan-dalitra, 23  fandriamalemy lafika, 24  fangopangoka, 25  fo omena, 26  kobaka am-bava, 27  lango malemy, 28  lokanga hisatra, 29  pasopasoka, 30  risika, 31  robo, 32  roboka, 33  ronono an-tavy, 34  safosafo, 35  safosiaka, 36  safovody, 37  sarory, 38  saroro, 39  sodika, 40  solia, 41  sombe, 42  sombia, 43  tambitamby, 44  taona, 45  teny malefaka, 46  toho-tsofina, 47  tsetsaka, 48  vato mafana atolotra, 49  vohony, 50  volana hatenda, 51  volana mahadradraka

Fivaditsoratra  abosy, 52 Sobaì, 53 Sobay

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22