Teny iditra | fanadala (adala) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manadala, milalao olona Fandrebireby, fanao kilalao: ataon' ny olona fanadala ny zanakao noho izy tantra ioatra Azo adalaina: tsy mba fanadala ny zokiolona, rankizy [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on trompe, qu'on importune, manière de duper, d'embarrasser [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |