|
|
|
|

Teny iditra1  fanadalana
Fototeny  2  adala
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] filalaovana (olona), fametsifetsena, fanambakana; fitaomana amin' ny alalan' ny fangolingolena: izao no vokatry ny fanadalan' ny zanakao ny zanak' anabaviko
fandrebirebena, fampivezivezena, fampitotototoana: loza ny fanadalan' ny mpiasam-bahoaka sasany ny olona fa asainy mankatsy, asainy mankaroa
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] L'action de duper, d' importuner, moyen employé pour duper, le motif, le lieu, le temps

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11