Teny iditra | 1 fanadinana |
Fototeny | 2 adina |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fanontaniana, fanantsafana: No tsy valianao ny fanadinana ataoko aminao? Fakana am-bavany, famotorana: Naharitra adiny telo ny fanadinan' ny Kaomisera an' ilay mpisoloky Fitsapana fahaizana: Hanomboka anio na fanadinan-dry Fara Manala na maka fanadinana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] an examination, or a book of questions. 6 [1.7] an examination |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3] L'examen, les questions 8 [1.4] information 9 [1.8] examen |
Ohatra |
10 Tonga ary ny fanadinana. [2.499] 11 Ka raha tsy afaka fanadinana aho? [2.472] |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 16 fanadinana, fandainana, fandaniana, nandafiana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/01 |