|
|
|
|

Teny iditra1  fanafana (afana)
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Fahasalamana
Fanazavàna teny malagasy  4  Zavatra entina hanalana na hanalavitana ny loza atahorana hahavoa na ny aretina efa mahavoa mihitsy aza: Ny atao hoe fanafody dia tsy inona fa fanafana ny loza mety hateraky ny ody mahery. [1.1]
5  Fanafody [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  6  Medicine, or that which heals disease. [1.2]
7  That which cures, that which releases from taboo, etc; [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  Ce qui s'asperge, qu'il faut purifier, manière de purifier; la matière donnée, appliquée comme remède ou préservatif [1.3]
9  Moyen de guérison ; moyen de s'exempter d'un tabou [1.8]
10  (de afana : purification, exorcisme). Ensemble des pratiques, censées relever de la magie, qui accompagnait l'administration des médicaments dans les traitements empiriques. On attache autant d'importance, et souvent même plus d'importance, à ces pratiques, qu'au médicament lui-même (fanafody). Certaines de ces pratiques relèvent des méthodes de suggestion ou de psychothérapie. D'autres font appel à l'influence du groupe social du patient. Il est indispensable de les étudier si l'on veut comprendre dans quel contexte agissent les médicaments. [1.196]
Ohatra  11  Dia niakatra izy ka nanao fanafana araka ny natoron' Itrimobe. [2.69]
12  tao no nahitako ny mangidy indrindra, ka mbola ikarohako fanafana mandrak' izao. [2.499]
Sampanteny 
13  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny fanafana io

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18