Teny iditra | 1 fanajanonana |
Fototeny | 2 janona |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fampiatoana: Itỳ ve ny fanajanonana fiara? 5 Tsy famelana hanohy, famelana, fametrahana: Tsy maintsy atao ara-dalàna tsara ny fanajanonana mpiasa [1.1] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |