| Teny iditra (1/2) | 1 janona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
27 fiatoana (matetika tsy misy fitohizany intsony).
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
28 Arrêt, halte, suspension, interruption, pause, station
[1.3#292] |
| Ohatra |
29 Dia miala janona eto isika, leiretsy, ambara-pahamarain' ny andro!
[2.357#]
30 ny lohalika miharary mandrakariva ka tsy hafaha mandeha, fa mampiala janona matetika; [2.59#] |
| Fikambanana | 31 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe janona |
| Teny iditra (2/2) | 32 janona |
| Sokajin-teny | 33 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
34 [Tankarana] nom d'une espèce de poisson.
[1.19] |
| Voambolana | 35 Haibiby: trondro |
| Fivaditsoratra | 36 anjano, 37 anjona, janona |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|