Teny iditra | 1 fanakambanana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fanambarana; fampiraisana 4 [1.13] fampitohizana fantsona roa |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#306] L’action de réunir, d’unir, l’addition. 6 [1.13] montage, combinaison, association, assemblage accord, union |
Ohatra |
7 [2.245] Fanakambanana faobe io. 8 [4.27] Manamarina izany izao fanakambanana tombontsoa misavoritaka sy mifangarika izao |
Voambolana |
9 Haitao |
Fototeny | 10 kambana |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |