Teny iditra | fanakana (aka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fodiana tsy mahalala, fodiana manao; fanantsafana; fananihaniana [1.1] | |
Teny iditra | fanakana (sakana) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manakana Azo sakanana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu’on peut empêcher, manière d'arrêter [1.3] | |
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/07 |
![]() |