|
|
|
|

Teny iditra (1/8)1  aka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fangalana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] action de prendre, d'aller chercher
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :
9  Mpamaritra :

Teny iditra (2/8)10  akà
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.1] Fodiana (adala na marary...), safary.
Fanazavàna teny anglisy  13  [1.2#13] [root not in use]
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.3] simulation d'ignorance, feinte
Sampanteny 
15  Matoantenin' ny mpanao :
16  Matoantenin' ny iharana :
17  Matoantenin' ny fameno :
18  Anarana :

Teny iditra (3/8)19  aka
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny malagasy  21  [1.78] [Bara] rankizy
22  [1.1] Teny fampiasan' ny zazalahy na ny tovolahy hilazana olona tsy tononina anarana: Iay aka: ilay iny. Ry ilay aka: ry zalahy. Ry ilay aka ireo no nitifitra ny voromailalanao

Teny iditra (4/8)23  aka
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny malagasy  25  [1.13] fisintonan'ny ranomasina
Fanazavàna teny frantsay  26  [1.13] marée basse
Voambolana  27  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
28  Fifamoivoizan-tsambo

Teny iditra (5/8)29  aka
Sokajin-teny  30  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  31  [1.2] accustomed to, familiar with, clever, skillful. Not used as a simple adjective, but only in such phrases as, manao azy ho aka izy / he makes himself out to be clever
Fanazavàna teny frantsay  32  [1.19] [Tankarana] accoutumé à, habile à

Teny iditra (6/8)33  aka
Sokajin-teny  34  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  35  [1.78] [Taimoro] tsy, aza
Fanazavàna teny anglisy  36  [1.2] [Sakalava] same as aza

Teny iditra (7/8)37  aka
Sokajin-teny  38  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  39  [1.78] [Bara] ise
Tsanganana sy sary iray takila  40  Ny mpisolo rehetra

Teny iditra (8/8)41  aka
Sokajin-teny  42  anarana
Fanazavàna teny malagasy  43  [1.78] [Taimoro] anaram-borona, angaka
44  [1.78] [Betsimisaraka] karazam-borona an-drano sahala amin'ny ganagana
Voambolana  45  Haibiby: vorona

Fivaditsoratra  46  aka, akà

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08