Teny iditra | fanakobilana (kobila) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Familavilana, famoriporetana, tsy fitondrana roa, fandroridroritana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L’action de rendre tortu, de froisser, de déchirer, de maltraiter, de tirailler. [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/28 |