Teny iditra (1/3) | 1 kobila |
Fototeny | 2 bila |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
9 fivilanana, tsy fahitsiana, fiforiporetana [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
10 irrégularité, état de ce qui n’est pas droit, action de rendre tortu, de mettre do travers, de froisser, de tirailler, de maltraiter, de déchirer [1.3] |
Teny iditra (2/3) | 11 kobila |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Voambolana |
13 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny frantsay |
14 nom d'un tubercule [Tsimihety]
[1.19] |
Teny iditra (3/3) | 15 kobila |
Sokajin-teny | 16 anarana |
Voambolana |
17 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny frantsay |
18 nom d'une espèce d'arbuste ; sert de légume [Tankarana]
[1.19] 19 (nom cité par A. Grandidier, dialecte non précisé). Petit arbre indéterminé, à port de Papaye, c'est-à-dire monocaule, non ramifié, dont certaines formes donnent des fruits comestibles. Voir kobilavavy. [1.196] |
Fivaditsoratra | 20 biloka, bolika, kalibo, kibola, kobila |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |