Teny iditra | 1 fanakona |
Fototeny | 2 takona |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomba entina manakona, manarona na mandrakotra mba tsy ho hita |
Fivaditsoratra | 5 anafokan, anakofan, anokafan, fanakona, fanokana, fanonaka, nafanako, nafaokan, nanafoka, nanakofa, nanokafa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |