|
|
|
|

Teny iditra1  fanakorontanana
Fototeny  2  korontana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fanimbana ny filaminana, fampisafotofotoana, fampitabatabana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  la perturbation [1.3#359, 1.13]
6  la révolution [1.3#359]
Ohatra  7  samy niharan' ny fanakorontanana koa manko. [2.245#]
8  Ekena mialoha anefa fa tsy fanakorontanana ny filaminam-bahoaka araka izay voalazan' ilay didim-pitondrana izany. [4.27#]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06