|
|
|
|

Teny iditra1  fanalampiery
Singan-teny  2  fanala, fiery
Sokajin-teny  3  anarana
Voambolana  4  Kilalao
Fanazavàna teny malagasy  5  Karazan-daolao misy ankizy miery izay karohin' ny sasany ka izay hita dia mitady kosa indray; raha mitady ka tsy mahita dia manao hoe: afa-po, ary dia miseho amin' izay kosa ilay niery [1.1]
Tovy hevitra  6  alam-piery, fangalam-piery

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/20