Teny iditra | 1 fangalampiery |
Fototeny | 2 ala, ery |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Kilalaon' ny ankizy izay toy izao no fandehany: miafina ny maso fa misy anankiray kosa mitady ireo mpiery; ary dia izay hita voalohany amin' ireo indray no mitady; raha misy tsy hitan' ilay mpitady dia milaza "afa-po" izy, ka miseho ilay niery |
Voambolana |
5 Kilalao |
Tsipelina hafa | 6 fangalampiery |
Tovy hevitra | 7 alam-piery, fanalampiery |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |